Entry hafahafa (hafa)
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa
¶ miolonolona
¶ tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha
Mitovy hevitra: hafa fandry ~ mandry manokana noho ny be ~ olona hafahafa ~ zanakalo [Rajemisa 1985]
English definition different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd. [Richardson 1885]
 strange, bizarre [Hallanger 1973]
French definition bizarre, étrange [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 un peu différent, qui dévie du vrai [Abinal 1888]
Examples Hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 46]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2017/08/31