Entry miery (ery)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miafina, misitrika amin' ny toerana tsy ahitana azy: Lasa niery any antsefatsefa-bato any ilay gadra nilefa
¶ Mandositra mba tsy ho hita: Miery ahy foana iny olona iny fa ananako vola
Mitovy hevitra: manotrika ~ miafina ~ miampify ~ midify ~ milentika ~ miotrika ~ misoko ~ mitampify ~ tsy miseho [Rajemisa 1985]
Explanations in English to conceal oneself, to hide [Hallanger 1973]
Explanations in French se cacher [Hallanger 1974]
Morphology 
miery
niery
hiery
miere
Examples 
1- Nahoana koa anefa izy no niery nony nohatoniny, raha tena tia azy? [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Ary Andriambonimena nanangona ny vahoaka teo Tanjombato, ka niery tany afovoany ny olona Andrianjakanavalomandimby, ka tsy hitan' Andriambonimena. [Callet: Tantara, page 126]

Entry miery
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] mamazivazy, tsy manaja ny zo [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31