Entry miafina (afina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miery mba tsy ho hita [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be concealed, to be in hiding. [Richardson 1885]
 to hide [Hallanger 1973]
Explanations in French Se cacher [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 ĂȘtre cachĂ© [Abinal 1888]
Morphology 
miafina
niafina
hiafina
miafena
Examples 
1Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [Rajohanesa: Kintana]
2Ary angamba koa, any am-poko miafina any, tsy te-hahita ny hasambaran' i Lanto aho, ka hany heriko milefa. [Andriamalala: Ranomasina, page 34]
Quotes 

Updated on 2020/07/31