Entry miotrika (otrika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mipetraka amin' ny toerana mafana mba ho masaka
¶ Mihiboka an-trano: Miotrika mba ho madini-tava ny anao vavy [Rajemisa 1985]
English definition to be ripened artificially [Hallanger 1973]
French definition être mis à mûrir [Hallanger 1974]
Morphology 
miotrika
niotrika
hiotrika
miotreha

Entry miotrika
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tambahoaka] mandeha nana (fery) [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

2012/08/30