|
|
|
|

Entry 1  midadasika
Root  2 dadasika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Lehibe, migodana: Midadasika ny kianja eo Mahamasina [1.1]
Explanations in English  5 wide and level [1.2]
6 spacious, extensive [1.7]
Explanations in French  7 Etre spacieux, vaste, large, énorme, d'une forte carrure: Midadasika io tendrombohitra io (Cette montagne est énorme) [1.3]
8 être spacieux, vaste [1.8]
Examples  9  Lahasaha lemaka sy tena midadasika no tazany ery ambany. [2.472#199]
10  Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5]
Analogs  11  be sakana migodana, 12  lava ezaka, 13  lava oroanana, 14  malalaka, 15  Midadasika, 16  tsy azo veroka, 17  tsy hita avanavana, 18  tsy hita fetra, 19  tsy hita lany, 20  tsy hita noanoa, 21  tsy hita pesipesenina, 22  tsy hita popòka, 23  tsy taka-basy, 24  tsy taka-pololorina, 25  tsy takatra eritreritra

Updated on 2026/04/22