Entry tsy hita noanoa (hita, noanoa)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina [Rajemisa 1985]
English definition [tsy hita, not seen.] very deep. [Richardson 1885]
 bottomless (of a chasm) [Hallanger 1973]
French definition sans fond, très profond [Hallanger 1974]
Synonyms tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita velively ~ tsy hita zambazamba
Compound words, titles, names 

2012/10/03