Entry tsy hita pesipesenina (tsy, hita, pesipesenina)
Part of speech expression
French translation completement invisible, incompréhensible [Abinal 1888]
Synonyms tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita velively ~ tsy hita zambazamba
Examples 
1Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [Andraina: Mitaraina, page 113]
2Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [Baiboly: 21:003:006/Makabeo II 3:6..]

Updated on 2020/07/31