Entry tsy hita popòka (tsy, hita, popòka)
Part of speech expression
Malagasy definition tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana [Rajemisa 1985]
French definition incompréhensible, qu'on ne peut se figurer [Abinal 1888]
Synonyms tsy hita paipaika ~ tsy hita poka ~ tsy hita veroka
Examples 
1Saingy raha mbola tsy nanasa-dàlana akory izy, dia efa tsy hita popoka izay nidifian' i Noro. [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Ankizy 4 taona no tsy hita popoka niaraka tamin’ny namany tao amin’ity tanàna ity io talata io [Gazette Grande Île , 2014/08/08]

2014/08/10