Entry manaja (haja)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manome voninahitra: Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao
¶ Manao hozavatra, miraharaha, manampo: Manaja fotoana ~ Manaja ny raharahany izy [Rajemisa 1985]
English definition   to respect, to regard, to revere. [Richardson 1885]
   to show respect to, to honor [Hallanger 1973]
French definition   respecter, honorer [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Morphology  
manaja
nanaja
hanaja
mana
Compound words, titles, names  

Entry manajà (haja)
Part of speech   imperative of active verb manaja [list]
Examples   Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao [Rajemisa 1985]

Entry mañaja
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] manery, mifanery [Rakotosaona 1972]

Entry manaja
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] manafina, mametraka [Rakotosaona 1972]

Entry mañaja
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] mihary [Rakotosaona 1972]

Updated on 2011/10/29