Entry mitehaka (tehaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy
¶ Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho [Rajemisa 1985]
English definition to pat; to clap the hands, to applaud [Hallanger 1973]
French definition donner une tape à; applaudir en battant des mains [Hallanger 1974]
Morphology 
mitehaka
nitehaka
hitehaka
mitehafa
Examples Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [Andraina: Mitaraina, page 53]
Quotes 

2013/05/21