Entry manangana (tsangana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana
¶ Mampijoro, manorina: Manangan-trano
¶ Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina
¶ Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [Rajemisa 1985]
Morphology 
manangana
nanangana
hanangana
mananna
Compound words, titles, names 

Entry manangana (angana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [Rajemisa 1985]
French definition se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [Abinal 1888]

Entry manangana (angana)
Part of speech active verb
English definition  [Provincial] to lift up the head [Richardson 1885]
Compound words, titles, names 

Entry manangana
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Sihanaka] mijanona [Rakotosaona 1972]

Entry mananna (tsangana)
Part of speech imperative of active verb manangana [full list]

2012/06/21