| Entry | 1 manambony |
| Root | 2 ambony |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manindrahindra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to make much of one's self or of another.
[1.2] 6 to make much of, to consider highly [1.7] |
| Explanations in French |
7 exalter, rendre hommage à
[1.8] |
| Examples |
8 Firifiry moa ny fiteniny manambony ny fananam-panahy ho soa noho ny soa rehetra?
[2.296#]
9 Izany rafi-tsaina manambony ny andriana sy manambany ny andevo izany dia mbola mitoetra ankehitriny [2.606#] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 14 manambony, 15 manombina, manombìna |
| Updated on 2025/11/20 |
|