Entry mangaihay (haihay)
Part of speech adjective
Malagasy definition Malahelo fa namoy zavatra nananana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ka nangaihay foana teo izy
Mitovy hevitra: diso fanantenana ~ diso paika ~ diso tetika ~ gaina ~ kepoka ~ malazo molotra ~ mangaina ~ mangasihasy ~ mangotsoka ~ manjahana ~ manjahatra ~ manjetoka ~ manola-nify ~ mihaingihaingy ~ mipitrapitra ~ mitanatana vava ~ mitokaiky ~ mitsako dilana [Rajemisa 1985]
English definition to be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded. [Richardson 1885]
 to be confused, to be confounded [Hallanger 1973]
French definition être désappointé ( gaina, haihay) [Rajemisa: Vakoka]
 être confus, confondu [Hallanger 1974]
Morphology 
mangaihay
nangaihay
hangaihay
Synonyms mihaihay
Quotes 

2016/03/28