Entry mangotsoka (hotsoka)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany
¶ Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [Rajemisa 1985]
English translation   to ache, as a boil or rheumatism [Hallanger 1973]
French translation   avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Morphology  
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka
Synonyms   mangotsokotsoka

Entry mangotsoka (hotsoka)
Part of speech   adjective
French translation   sentir vivement sa déception ( gaina) [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary  
Morphology  
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka

Updated on 2016/03/28