Entry mitsako dilana
Elementary words mitsako ; dilana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Synonyms mitsapodilana

Updated on 2023/04/16