Entry gaina
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tsy mahateny noho ny fahadisoam-pananten [...]
Mitovy hevitra: diso fanantenana ~ diso paika ~ diso tetika ~ malazo molotra ~ mangaihay ~ mangaina ~ mangasihasy ~ mangetoka ~ mangotsoka ~ manjahana ~ manjahatra ~ mitokaiky ~ ny antenain-tsy azo ny antanam-botsotra [full text in Rajemisa 1985]
English translation   disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [Richardson 1885]
French translation   Désappointé, décontenancé [Abinal 1888]
Derivations  

Entry gaina
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsis [...] [full text in Rajemisa 1985]
French translation   Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [Abinal 1888]
Derivations  
Synonyms   gaingaina [more frequent than gaina]

Updated on 2017/06/16