Entry manjahana (zahana)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   enti-milaza ny akohovavy tsy mety mikotrika ny atody nalatsany [Rajemisa 1985]

Entry manjahana (zahana)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   diso fanantenana, mangaihay: Nanjahana (na nanjahatra) foana tao Ibalita nony latsaka tao am-pantsakana ilay vola ariary efatra vao nomen-dreniny azy [Rajemisa 1985]
French translation   être frustré ( haihay) [Rajemisa: Vakoka]
Synonyms   manjahatra

Updated on 2016/03/28