| Entry (1/3) | 1 kepoka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Menatra ka tsy mahita holazaina satria vaky ny nafenina: Kepoka tsy nahateny izy nony naseho azy ny porofo rehetra nanameloka azy.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 confounded, astonished.
[1.2#328] |
| Examples |
5 kepoka aoka izany Ingahy Rabery.
[2.499#]
6 ka kepoka foana teo izy nony nandre izany. [2.69#] |
| Entry (2/3) | 7 kepoka |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 Feo heno amin' ny fitsakoana na fanaikerana zavatra mafimafy; fihinanana na fandaniana amin' ny tsy antony.
[1.1] |
| Explanations in English |
10 The sound of anything crunched with the teeth, as hard biscuits, etc., or of a sharp blow.
[1.2] 11 a crunching sound. [1.7] |
| Explanations in French |
12 bruit de ce qui craque sous les dents.
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 24 Sound |
| Entry (3/3) | 25 kepoka |
| Part of speech | 26 noun |
| Explanations in French |
27 Se dit des fruits vides, dont l'intérieur est creux. Par exemple : Voanjo kepoka : arachide dont les graines ont avorté et dont la coque est vide..
[Betsileo]
[1.196] |
| Vocabulary | 28 Botany |
| Anagrams | 29 kapoke, 30 kepoka, 31 kopake |
| Updated on 2025/09/19 |
|