Entry (1/2) | 1 mandinika |
Root | 2 dinika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika [1.1] |
Explanations in English |
5 to chew the cud [1.2, 1.7] 6 to ruminate [1.2] |
Explanations in French |
7 ruminer [1.8] |
Examples |
8 ary io no mandinika ny asa iombonana;
[2.113#]
9 Sady mandinika ahy izy no mihery ny sary. [2.471#] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Vocabulary | 15 Zoology: (in general) |
Entry (2/2) | 16 mandinika |
Root | 17 dinika |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe [1.1] |
Explanations in English |
20 to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize to investigate, to pry into [1.2] 21 to examine carefully [1.7] |
Explanations in French |
22 examiner [1.8] |
Examples |
23 Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany.
[2.470]
|
Morphology |
|
Analogs | 28 mihevitra, mieritreritra, misaina, maka saina, mitady ny antony, maka fototra, mamotopototra, mamakafaka, manadihady, mitaratara, mamadibadika, mamolavola, mandanjalanja, mitsako, mitsakotsako, maka ambony maka ambany |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |