| Entry (1/2) | 1 maka saina |
| Part of speech | 2 locution |
| Elementary words | 3 maka, saina |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao |
| Synonyms | 5 mila saina |
| Entry (2/2) | 6 maka saina |
| Part of speech | 7 locution |
| Elementary words | 8 maka, saina |
| Explanations in English |
9 [1.2] same as maka rivotra: to take exercise, seeking fresh air. |
| Synonyms | 10 maka rivotra |
| Anagrams | 11 maka saina, manasaika, nasamakay, sakamaina |
| Updated on 2025/07/29 |
|