Entry mamolavola (volavola)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao ho boribory ohatra ny volavola:Namolavola vary masaka / Litamba ho haniny rehefa ovy nianatra izy
¶ Mikarakara, manolokolo: Izy ihany no namoiavola anay tamin' ny fahatanoranay [Rajemisa 1985]
English definition to make into a ball; to work clay; to work over ideas [Hallanger 1973]
French definition mettre en boule; travailler et façonner l'argile; préparer les idées [Hallanger 1974]
Morphology 
mamolavola
namolavola
hamolavola
mamolavolà

Entry mamolavolà (volavola)
Part of speech imperative of active verb mamolavola [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/03/17