| Entry (1/2) | 1 mananontanona |
| Root | 2 tanontanona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io.
5 Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy. [1.1] |
| Morphology |
|
| Analogs | 10 azotsindrymandry, 11 manaloka, 12 manandindondindona, 13 mandindona, 14 mandondona, 15 manindry, 16 manombana, 17 mitatao |
| Entry (2/2) | 18 mananontanòna |
| Root | 19 tanontanona |
| Part of speech | 20 imperative of active verb mananontanona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 21 mananontanona, mananontanòna |
| Updated on 2025/11/12 |
|