Entry manaloka (aloka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manome aloka, miaro amin' ny hainandro: Mikisaha etsy avaratra fa bey misy manaloka anao eo amin' ny misy anao eo
¶ Mampahamaizina: Arodany io rindrina io fa manaloka be ihany
¶ Manakona ny voninahitra ka mampihena ny fahefana: Betsaka ny andriana ambony novonoin-dRanavalona reniny fa natahorany hanaloka azy [Rajemisa 1985]
English translation   to cast a shadow; to cover so as to afford shelter; to obscure from the light. [Richardson 1885]
   to cast a shadow on ; to protect [Hallanger 1973]
French translation   ombrager; obscurcir ; abriter [Hallanger 1974]
Morphology  
manaloka
nanaloka
hanaloka
manalofa

Entry manaloka
Part of speech   active verb
Malagasy definition   manonofy ny olo-maty [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/06/21