Entry mitatao (tatao)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano, Sihanaka, Taisaka, Tanosy] miloloha [Rakotosaona 1972]
   Mandondona eo ambony: Tsy mahita tory aho isaky ny mankany amin-dry Nenitoa fa misy vato be mitatao eo ambony tranony [Rajemisa 1985]
English definition   to be overhead (of the sun) [Hallanger 1973]
French definition   être au dessus de la tête (se dit du soleil) [Hallanger 1974]
Morphology  
mitatao
nitatao
hitatao
mitataova
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2012/09/23