Entry manombana (tombana)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Enti-milaza ny orana izay miseho ho toy ny efa ho avy amin' ny tselatselatra hita ery amin' ny vodilanitra lavitra [Rajemisa 1985]
Examples   Tselatra tahaka ny lanitra manombana amin' ny fahavaratra sisa atopan' ny afon-tseranana, hahalalana ny misy an' i Toamasina. [Andriamalala: Ranomasina, page 45]

Entry manombana (tombana)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manondrotra ambony ny vidin-javatra iray mba hahazoana tombony ihany na efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Tsy manombana mihitsy aho fa ariary roa monja no azoko amin' izany
¶ Maminavina: Tsy haiko ny manambana ny fatiantoka nihatra tamiko tamin' ny nahamay ny fiarakodiako sy ny entana tao anatiny
¶ Manao ho zavatra: Mahay manombana ny soa natao azy io tovolahy io [Rajemisa 1985]
English translation   to appraise, to estimate [Hallanger 1973]
French translation   évaluer, apprécier [Hallanger 1974]
Morphology  
manombana
nanombana
hanombana
manombàna

Entry manombàna (tombana)
Part of speech   imperative of active verb manombana [list]
French translation   [Abinal 1888]

Updated on 2012/07/10