Entry | 1 tanontanona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toetran' ny olona mipetrapetraka eo akaikin' olona mihinana, ka toa mitsiriritra izay haniny, na olona tonga fotsiny hijerijery fa tsy hanao inona na inona [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 19 ontanontana, 20 tanontanona, 21 tonantonana |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |