| Entry | 1 mandindona |
| Part of speech | 2 active verb |
| Allegation |
3 mananontanona [1.1] |
| Examples |
4 Toy ny mandindona anay teo i Feno, ohatra ny nameno ny trano sy ny rivotra niainanay.
[2.472#252]
5 Manahiran-tsaina sy mandindona lava ny tokantranon’ny mpikarama sy ny mpisotro ronono izany [4.27] |
| Updated on 2026/02/26 |
|