|
|
|
|

Entry 1  mamehy
Root  2 fehy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha [1.1]
Explanations in English  9 to tie up, to knot. [1.2]
10 to tie [1.7]
Explanations in French  11 lier, attacher [1.8]
Examples  12  Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom. [1.38#376]
13  Ireto avy ny fepetra mamehy izany: [4.27]
Analogs  14  mamatotra, 15  mamona, 16  managigigigy, 17  manandrotra, 18  manao fatomaty, 19  manao fatotra jagigy, 20  manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola, 21  manao rohy foza, 22  manao tadivavarana, 23  manasingory, 24  mandadina, 25  mandiditra, 26  mandringotra, 27  mandrohy, 28  maningotra, 29  mifehy
Combinations  30  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamehy

Anagrams  mamehy, 31 mihame

Updated on 2026/04/22