Entry mandadina (dadina)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mamatotra, manakambana: Mandadina volotsangana
¶ Mandady ka manodidina, mamaditra: Mandadina amin' ny hazo ny vahy [Rajemisa 1985]
English definition   to twist, to wreathe, to entwine, to tie [Richardson 1885]
Morphology  
mandadina
nandadina
handadina
mandadima

Entry mandadina
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] mihanika [Rakotosaona 1972]

2010/05/05