|
|
|
|

Entry1  maningotra
Root  2 singotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby.
5 Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao?.
6 Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo. [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02