Entry mifehy (fehy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamatotra: Mifehy kitay
¶ Mitondra, miadidy: Tsy zava-mora akory ny mifehy vahoaka
Mitovy hevitra: mifatotra ~ mifehy ~ mirohy ~ mivadiditra [Rajemisa 1985]
English definition to tie
¶ to superintend, to oversee, to overrule, to govern
¶ to wear sashes across both shoulders, as in the ceremony of circumcision. [Richardson 1885]
 to control, to govern [Hallanger 1973]
French definition lier, gouverner, administrer [Hallanger 1974]
Morphology 
mifehy
nifehy
hifehy
mifeheza
Examples Ary ny zoron-trano efatra mifehy vola eny ampovoany. [Callet: Tantara, page 126]
Quotes 

Entry mifehy
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bara] mifindra [Rakotosaona 1972]

2012/08/02