Entry mandrohy (rohy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mamatotra mafy: Mandrohy lakana
¶ Misambotra (omby) amin' ny fanipazana tady handringotra sy hamatotra ny lohany na ny tandrony na ny tongony: Kinga erý Rakoto raha handrohy omby [Rajemisa 1985]
English translation   to tie up tightly, to hog tie [Hallanger 1973]
French translation   attacher fortement [Hallanger 1974]
Morphology  
mandrohy
nandrohy
handrohy
mandrohiza
Quotes  

Updated on 2012/05/27