Entry mahajanga
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] soga [Rakotosaona 1972]

Entry Mahajanga
Part of speech   name (toponym) [list]
French definition   [Rajemisa 1966]
   nom français: Majunga [3.1]
Examples  
1Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy Mahajanga aho. [Andriamalala: Ranomasina, page 68]
2Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana Mahajanga-Antananarivo. [Andraina: Mitaraina, page 138]
Vocabulary  
Toponymy   maha, janga
Illustrations  

Entry Mahajanga
Part of speech   name (toponym) [list]
Malagasy definition   iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky [3.1]
Vocabulary  
Tables and plates   The six provinces
Illustrations  

2015/01/03