|
|
|
|

Entry1  faritany
Elementary words  2 faritra, 3 tany
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina
6 Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [1.1]
Explanations in English  7 (fari-tany) A boundary, a landmark. [1.2]
8 a certain territory or region [1.7]
Explanations in French  9 territoire, région [1.8]
Examples  10  Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo. [2.113#]
11  Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472#]
12  Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay. [2.332#]
Vocabulary  13  Geography: (in general)
Hyponyms 
Tables and plates  20  The six provinces

Anagrams  faritany, 21 fatraiñy, 22 finaitra, 23 rifatina, 24 tarifina

Updated on 2025/11/09