|
|
|
|

Entry (1/2)1  maha~
Part of speech  2  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Tovona fanao eo alohan' ny anarana, mpisolo anarana na mpamaritra anarana, ka raha miaraka amin' ireo roa voalohany izy dia soratana misy tsipi-panohizana (-): Ny fanahy no maha-olona, io no maha-izy azy; fa raha miaraka amin' ny mpamaritra anarana kosa izy dia mety tsy hisy raha "mahatonga ho" no heviny: Mahatanora anao izao hety volo izao, ary misy kosa raha enti-milaza ny maha-izao na izao: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao [1.1]
Explanations in English  4 prefix used to form verbs and adjectives which typically mean, to be able to, causing; also to form phrases that indicate cause, as : Ny raiko no mahatoy izao ahy (My father made me what I am) [1.7]
Explanations in French  5 quelques participes à préfixe voa peuvent pendre le préfixe maha et
6 s'emploient surtout au passé: nahavoafitaka [1.107#58]
7 préfixe qui forme des verbes et des adjectifs, qui ont souvent un sens causatif; précède des propositions qui indiquent la cause; ex. ny raiko no mahatoy izao ahy, c'est grâce à mon père que je suis ce que je suis [1.8]

Entry (2/2)8  maha
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10 (prononciation locale de ma). Dombeya viburnifloropsis Arènes (Malvaceae). Nom relevé par A. Seyrig (réf. Seyrig 750). [Bara] [1.196]
Vocabulary  11  Botany
Scientific name 

Anagrams  12 Amah, 13 Hama, 14 maha~

Updated on 2025/11/13