Entry soga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-damba vita amin' ny landihazo [1.1]
Explanations in English Unbleached muslin fabric [1.7]
Explanations in French Tissu de coton écru [1.8]
Examples 
1Tsy soga io Ragova a ! Tsy soga io, fa minoa ahy ianao. [2.472]
2Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [2.470]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31