Entry (1/3) | 1 letsy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra eo amboniny; fihenana [1.1] |
Explanations in English |
4 sinking under pressure [1.7] |
Explanations in French |
5 dépression, affaissement, action de ployer sous le poids, de diminuer [1.3#403] 6 qui s'enfonce sous pression [1.8] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Synonyms | 24 detsy |
Entry (2/3) | 25 letsy |
Part of speech | 26 adjective |
Explanations in Malagasy |
27 ety, tery, tsy omby intsony [Bara]
[1.78] |
Entry (3/3) | 28 letsy |
Part of speech | 29 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
30 ise, ialahy: Ialahy letsy mba mandehana [1.1] |
Examples |
31 Raha izay fatiantoka letsy, ry Albert!
[2.5#66]
32 Iny àry aloha ny lasiroa, letsy, ry Solo, ividiano ronono ho an'i Bozy. [1.281#] |
All compound words |
|
Other spellings | 34 lehitsy |
Tables and plates |
35 All the pronouns |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |