Entry filetsy (letsy)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba na toetran' ny zavatra miletsy, izany hoe mietry, miletaka, na milefitra noho ny lanjan' entana entina, na mihena (vidin-javatra) [Rajemisa 1985]

2009/02/23