Entry ialahy
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition Ifanaovan' ny samy lehiahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako and roany? (raha maro dia ampiana ny teny hoe isany: Ho aiza ialahy isany rahariva?)
¶ Fampiasa raha tezitra: Avereno hoe ny tenin' ialahy teo!
¶ Fampiasa ho fanambaniana na ho fanevatevana mihitsy roba olona tsy ao anatin' ny fianakaviana na efa misy fifankazarana: Inona izay ialahy no mba hifaninana amiko
¶ Fampiasa koa anefa indraindray ho fanajana raha olona ambony no miteny amina lehilahy nahavita zavatra. [Rajemisa 1985]
English definition thou, you. Used only in familiar discourse by men, but never by an inferior to a superior except on special occasions of giving confidence. [Richardson 1885]
 you (singular) used familiarly between men [Hallanger 1973]
French definition tu, toi. Ce mot usité entre les hommes seulement, indique la familiarité et parfois du mépris, et ne s'emploie que d'égal à égal ou de supérieur à inférieur. Il s'emploie quelquefois solennellement à l'égard du souverain, ou d'un grand personnage. -- Les femmes agées peuvent aussi l'employer en s'adressant aux garçons. [Abinal 1888]
 tu, toi (tutoiement entre hommes seuleme [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
 tu, toi (singulier) s'emploie entre hommes [Hallanger 1974]
Italian definition tu [Profita 1969]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Analogues  ianao ~ ise
Tables and plates all the pronouns

2019/08/17