|
|
|
|

Entry1 mandetsy
Root  2letsy
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4 Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana
Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko [1.1]
Explanations in English  5 to depress, to press down [1.7]
Explanations in French  6 presser, déprimer [1.8]
Examples  7 mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; [2.436#]
Morphology 
8 Present :
9 Past :
10 Future :
11 Imperative :

Anagrams  12 mandetsy, 13 manditse

Updated on 2025/09/12