|
|
|
|

Entry1  filetsena
Root  2 letsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fietrena, filetahana: Nahafaty olona ny filetsen' ny valindrihana
5 Fileferana noho ny lanjan' entana entina: Jereo ny filetsen' ny irỳ Rangahy mpitondra entana!
6 Fihenan' ny vidin-javatra: Andrasana foana ny filetsen' ny vidin-kanina [1.1]
Explanations in French  7 affaissement [1.13]
Synonyms  8 fietrena, fijetsena

Updated on 2025/09/12