| Entry (1/2) | 1 kiady |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
4 aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1] |
| Explanations in English |
5 a pole with a tuft of grass used to mark property rights
[1.7] |
| Explanations in French |
6 perche surmontée d'une touffe de paille et qui sert à marquer la possesion, l'interdit
[1.8] |
| Other spellings | 7 kady |
| Analogs | 8 avara-pianarana, 9 endrika, 10 felatana-mangaika ny rantsana, 11 kintana telonohorefy, 12 kitro ifaharana, 13 olomanga, 14 rehareha, 15 sanga, 16 tabiha, 17 tatamo ravaky ny farihy, 18 tolà-miadidy, 19 trafo lelafin-ko mandina, 20 trafo nasondrotry ny nofo, 21 varavara-miandraikitra, 22 varivary andrian' ny tafo, 23 vato nasondrotry ny tany, 24 voara endriky ny saha, 25 voninahitra, 26 vovonana iadian' ny lohany |
| Combinations | 27 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kiady |
| Proverbs | 28 Proverbs containing that word |
| Illustrations |
|
| Entry (2/2) | 30 kiady |
| Part of speech | 31 noun |
| Explanations in English |
32 a Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto, tily
[1.7] |
| Explanations in French |
33 éclaireur (laic); cf. skoto, tily
[1.8] |
| Anagrams | 34 daiky, kiady, 35 kiday |
| Updated on 2026/04/22 |
|