Entry (1/2) | 1 kady |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1] |
Explanations in French |
4 Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [1.3] |
Derivatives |
|
Other spellings | 20 kiady |
Analogs | 21 voninahitra, tabiha, rehareha, sanga, endrika, olomanga, avara-pianarana, kintana telonohorefy, vato nasondrotry ny tany, trafo nasondrotry ny nofo, tolà-miadidy, varavara-miandraikitra, voara endriky ny saha, tatamo ravaky ny farihy, kitro ifaharana, vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo, felatana-mangaika ny rantsana, trafo lelafin-ko mandina |
Entry (2/2) | 22 kady |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 bruit de l'eau dans une barrique. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary | 25 Sound |
Anagrams | 26 dika, 27 kady, 28 kida |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |