| Entry | 1 felatana-mangaika ny rantsana |
| Elementary words | 2 felatanana, 3 mangaika, 4 rantsana |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza ny olona tonian-draharaha izay mampitambatra ny maro amin' ny fiaraha-miasa.
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|