Entry rehareha
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ
¶ Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena. [Rajemisa 1985]
English definition   pride, boasting [Hallanger 1973]
French definition   orgueil [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain [Abinal 1888]
   vantardise [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry rehareha
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea) [Rajemisa 1985]
French definition   arbre [Abinal 1888]
Vocabulary  
Scientific name   Colea floribunda
Analogy   reharehalahy ~ reharehavavy

Updated on 2014/11/05