Entry tily
Part of speech   noun
Malagasy definition   Mpitsikilo, mpizaha taratra
Mitovy hevitra: antily ~ drakadraka ~ mpiambina ~ mpitaratra ~ mpitily ~ mpitsikilo ~ mpizaha taratra [Rajemisa 1985]
French definition   visée [SLP: Voambolana]
Examples   Mandehana mametraka tily, ka aoka holazainy izay hitany. [Baiboly: 29:021:006/Izaia 21:6..]
Derivations  

Entry Tily
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Tily [Baiboly]
English definition   Zophim [Baiboly]
French definition   Champ des Guetteurs [Baiboly]
Vocabulary  
Synonyms   Zofima
Articles  

Updated on 2017/06/29