Entry tabiha
Part of speech noun
Malagasy definition Olona heverina ho voninahitra ny fananana azy, rehareha: Ho tabihan' ny tanindrazana ianao rahatrizay raha mianatra tsara [Rajemisa 1985]
English definition state, pomp, splendour, equipage. Generally used of the retinue of the sovereign, or some manifestation of the glory of the kingdom. [Richardson 1885]
 glory, honor [Hallanger 1973]
French definition gloire, honneur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 force [Abinal 1888]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples Miravaha fahalehibiazana sy tabiha ianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra; [Baiboly: 22:040:010/Joba 40:10..]

Entry tabiha
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry fihinam-boa, andrahoina mba hampahatsiro ny laoka [Rajemisa 1985]
French definition tomate, pomme d'amour [Abinal 1888]
Vocabulary 
Scientific name Solanum lycopersicum
Synonyms voatabiha

Updated on 2014/11/05