|
|
|
|

Entry1  bitika
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika / Bitika kely ny vary nohanin' ny marary anikeheo..
4 Kely sy bitika: enti-milaza am-panetren-tena ny toetran' ny tena ambany sy mahantra: Misaotra, tompokolahy minisitra, mamangy anay kely sy bitika atỳ anaty ala atỳ.
5 (Marihina fa milaza mbola kely kokoa noho ny bitika ireo rehetra avy amin' ny bitika nasiana tsofoka: bilitika, biritika...). [1.1]
Explanations in English  6 diminutive, extremely small, a jot, a morsel, an atom.. [1.2]
7 diminutive, tiny; cf. kitika. [1.7]
Explanations in French  8 très petit. [1.3, 1.8]
9 une quantité infime, chétif. [1.3]
Examples  10  Lay ony kanefa he'ty fiandohany / Mba kely ny bitika saro-jahana. [1.267]
11  Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470]
12  Ka inona anefa no mety ho vitanay kely sy bitika ity amin' izany? [2.285]
Morphology 
13  Simple :
14  Imperative :
Derivatives 
Adjectives :
Synonyms  20 bititika
All compound words  21  4 combinations of this word
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Anagrams  23 bitaky, 24 bitika, 25 kabity, 26 tibaky

Updated on 2025/11/09