Entry katita
Part of speech adjective
Malagasy definition Kalita, tsy azo itokiana loatra fa mpandaingalainga [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry katita
Part of speech adjective
Malagasy definition Kely be hatsikana, mpandaingalainga kely [Rajemisa 1985]
Synonyms kateta

2010/06/12