|
|
|
|

Entry 1  tsikelikely
Root  2 kely
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Miandalandalana: Mampihena tsikelikely ny hafanan' ny marary ity fanafody ity [1.1]
Examples  5  Tamin'izay fotoana izay tokoa vao niverina tsikelikely taminy ny ainy [2.470#65]
6  Nihanazava tsikelikely ny andro, dia maty koa ny afon-tseranan'i Toamasina [2.471#46]
7  Nangina tsikelikely ny raipitra gasy [2.472#143]
Synonyms  8 andalandalana
Combinations  9 sary miova loko tsikelikely

Updated on 2026/02/26